Teny iditra | 1 mampirehitra |
Fototeny | 2 rehitra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mamelona: Mampirehitra afo ~ Mampirehitra ny ady ny tsy fifanarahana |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.107] faire allumer, allumer |
Ohatra |
6 Dia mitataovovonana mampigaingaina ny andron'i Toamasina eo amin'ny ati-lohataona, ka mampirehitra ny fasika mamirapiratra tsy ho azo hitsahina. [2.583] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 11 mandrehitra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |