Teny iditra mampirina (ampirina)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mandamina, mandahatra: Mampirin-trano isa-maraina izy
¶ Mametraka amin' ny toerany avy: Andraso fa mbola hampirina ireto bokiko ireto aho [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   to arrange, to tie up goods, etc., as in ampirina. [Richardson 1885]
Ny bikany  
mampirina
nampirina
hampirina
mampirima
Fitovian-keviteny   manampirina

Nohavaozina tamin' ny 2013/03/18