Teny iditra manampirina (ampirina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandamina, mandahatra: Manampirin-trano isa-maraina izy
¶ Mametraka amin' ny toerany avy: Andraso fa mbola hanampirina ireto bokiko ireto aho [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manampirina
nanampirina
hanampirina
Teny mitovy hevitra mampirina

2010/05/14