|
|
|
|

Teny iditra1  mampirisika
Fototeny  2  risika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.13] mitaona, mitarika, manaitra
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to incite, to encourage
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] stimuler, inciter, encourager
7  [1.13] inciter, exciter
Ohatra  8  Fanjakana mampirisika ny olona hiasa sady manampy azy hiasa. [2.508#]
9  mpampianatra ahy mihitsy ity no mampirisika ahy mbola hianatra! [2.356#]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
Tovy hevitra  13  mamporisika

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10