Teny iditra | 1 mampiroborobo |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.5] faire prospérer, développer |
Ohatra |
4 [2.114#] Ny Repoblika Demokratika Malagasy izay tsy mivaky nefa misy fitsinjaram-pahefana dia miantoka sy mampirisika ny fisahanan' ny vondrom-bahoaka isam-paritany ny asa aman-draharaha entina mampiroborobo ny Firenena. |
Fototeny | 5 roborobo |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |