Teny iditra | mampisakana (sakana) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | ||||||
Ohatra | ary tsy fanao sy maharikoriko amin'ny tany hendry ary hahasosotra sy mampisakana ny Anglisy raha tahiny mila hanao fihavanana amin' ny governemantan'ny Hova.
[2.366] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |