|
|
|
|

Teny iditra1  mampisinda
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  sinda
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  [4.27] Indrisy anefa fa tsy ahafahana mampisinda ny fiahiahiana ny fomba anomanana ny fifidianana.
8  [2.5] "Nosokafako hanoina sy hiantso azy ny molotro, saingy asa na nahaloa-peo aho na tsia, fa nisarika ahy moramora ny torimason-tazo feno nofy ratsy, hampisinda - indrisy!

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29