|
|
|
|

Teny iditra1  mampitamby
Fototeny  2  tamby
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mampanantena zavatra nefa tsy manome: Aza mampitamby anay amin' izay vola fa manana izahay
Miseho ho tsy ta hanao na hanome zavatra raha angatahina fa toa manantena zavatra vao hanome: Loza koa Rabe iny: mampitamby izy na dia hanome aza
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny mampitamby io

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20