| Teny iditra | 1 mampivalana |
| Fototeny | 2 valana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Ohatra |
4 mampivalana azy ny ody, sady mivalana no miorika;
[2.48#118]
5 Ravin' amberivatry, totoina, sotroina amy ny izao, dia mampivalana, mahery izany. [2.48#126] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|