Teny iditra | mampody vady | |
Singan-teny | mampody ; vady | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny fampakaram-bady taloha raha notsorina ny fanaovana azy ka ny ray aman-dreny roa tonta no irahin' ny fianakavian-drazazavavy hanatitra ny vodiondry ary tsy misy fanasam-be amoria-mpianakavy Mampiverina indray ny vady nisintaka Manao fanambadiana tsotra, tsy malaza [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | To marry a wife, but not to make it a time of feasting or rejoicing To bring home again, or to try to do so, a wife who has been separated from her husband [1.2] | |
To bring one's wife back after almost separating [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Rappeler son épouse qui été séparée épouser une femme sans aucune solennité extérieure [1.3] | |
Ramener sa femme à la maison après s'être presque séparés [1.8] | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |