Teny iditra | 1 mamy hanina an-tanana |
Singan-teny | 2 mamy, hanina, tanana |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] tsy mba mizara amin' ny hafa izay soa ananany, tsy mizara ny sakafo eo aminy fa tia tena |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] keeping all to one's self, as a sweet morsel in the hand; selfish. See mamy fo velona. |
Tovy hevitra | 6 mamy fo velona |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/17 |