|
|
|
|

Teny iditra1  mamy hoditra
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] tiam-bahoaka, tian' ny mpiara-monina
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] popular
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] populaire, bien aimé
Ohatra  6  [2.508] Mpanjaka lehibe mamy hoditra tamin'ny vahoakany Ravahiny.
Singan-teny  7  mamy, hoditra
Tohi-kevitra  8  mangidyhoditra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12