Teny iditra (1/4) | 1 mana~ |
Sokajin-teny | 2 tovona [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tovona fanaovana matoan tenin'ny mpanao, izay mikambana amin'ny ft mpamaritra anarana milaza toetra ka "mahatonga ho" no heviny: Manalava, manamavo |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] variant of the prefix man~, mam~; also sometimes form verbs with a causal meaning, as: manakodìa, to cause to roll |
Teny iditra (2/4) | 5 mana |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.19] [Tankarana]
calamité |
Teny iditra (3/4) | 8 maña |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.196] (Voir aussi mana, orthographe classique malgache). Dombeya andapensis Arènes (Malvaceae). Prononciation locale de ma. [Betsimisaraka]
|
Voambolana |
11 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (4/4) | 13 mana |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.1] Sakafo nomen' Andriamanitra ho an' ny zanak' i Israely fony izy tany an' efitra |
Voambolana |
16 Fivavahana, finoana |
Fivaditsoratra | 17 aman, mana~, maña, mana, nama |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |