Teny iditra (1/2) | 1 manasitrana |
Fototeny | 2 sitrana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manafaka amin' ny aretina: Dokotera Ranona no nanasitrana azy ~ Mahay manasitrana ny habokana hono izy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to heal |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] guérir |
Ohatra |
7 Aoka hasehoko an'i Voahirana ity, hoy ny teniny irery fa mety hisy hahazoany manasitrana io vavany toro io. [2.895#] |
Voambolana |
8 Fahasalamana |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 13 mampanaritra, manala, manafaka |
Teny iditra (2/2) | 14 manasitràna |
Fototeny | 15 sitrana |
Sokajin-teny | 16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manasitrana [Fitanisana] |
Fivaditsoratra | 17 anasitranam, manasitrana, manasitràna, nanaratsiam |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |