Teny iditra manabango (bango)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamboatra ny volo hilamina amin' ny fihogo na fandraotra, ary dia mandrandrana azy [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Endriteny 
manabango
nanabango
hanabango
mambangoa
Teny mitovy hevitra mambango

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31