Teny iditra | manabe (be) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | Mitaiza, mamelona, manao izay hahalehibe ara-tsaina sy ara-panahy: Manantena aho fa tsy ho nanabe zana-baratra akory aho nanabe anareo [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fandikana anglisy | to augment, to increase, to make large, to make many, to make great [Richardson 1885] | ||||||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny manabe io | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |