Teny iditra (1/3) | 1 manaboda |
Fototeny | 2 boda |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manao izay hahalemy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to make soft. |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#83] ramollir, rendre mollet |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/3) | 11 manabodà |
Fototeny | 12 boda |
Sokajin-teny | 13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manaboda [Fitanisana] |
Teny iditra (3/3) | 14 mañaboda |
Sokajin-teny | 15 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.78] [Taisaka]
mandefa, mamela |
Fivaditsoratra | 17 anabodam, andambao, manabado, manabodà, mañaboda, manaboda |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |