Teny iditra mamela (vela)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manajanona: Iza no namela io angady io teny an-tokotany?
¶ Mandao: Namela zaza fito mianadahy Ratompokolahy izay lasa izay!
¶ Manome lalana: Mamelà anay hisaotra anao, Tompoko
¶ Mamindra fo amy...: Mamela anao tanteraka aho fa aza mamerina intsony [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to leave, to abandon; to forgive [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay laisser, abandonner; pardonner [Hallanger 1974]
Haiendriteny 
mamela
namela
hamela
mamelà
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra mamelà (vela)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamela [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2021/06/30