|
|
|
|

Teny iditra1  manabodika
Fototeny  2  bodika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mampisafotofoto, manodinkodina zavatra amin' ny teny atao ka tsy fantatra mazava izay lazaina: Loza ny hafetseny nanabodika ny hevitra fanony nivoaka avy eo, tsy nisy na iray aza nahatsiaro fa voafitaka [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 manabodika, 10 miandaboka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12