| Teny iditra | 1 manabodo vadin' olona |
| Singan-teny | 2 manabodo, 3 vady, 4 olona |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
[mambodo vadin' olona]
6 maka vadin' olona
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 débaucher la femme d'autrui, la ravir
[1.3] |
| Tovy hevitra | 8 mandrani-badin' olona, mibodo vadin' olona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|