Teny iditra | manabodo vadin' olona | |
Singan-teny | manabodo ; vady ; olona | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | [ mambodo vadin' olona ] Maka vadin' olona [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Débaucher la femme d'autrui, la ravir [1.3] | |
Tovy hevitra | mibodo vadin' olona ~ mandrani-badin' olona | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05 |