Teny iditra | 1 manaboraka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mamaha izay mifatotra na mifono: Iza no nanaboraka ity entana itỳ? |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#88] délier, défaire, déballer, révéler, manifester |
Fototeny | 5 boraka |
Haiendriteny |
|
Tsipelina hafa | 9 mamboraka |
Fivaditsoratra | 10 anambarako, anamboraka, manaboraka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |