Teny iditra | 1 manaboraka |
Fototeny | 2 boraka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mamaha izay mifatotra na mifono: Iza no nanaboraka ity entana itỳ? [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 délier, défaire, déballer, révéler, manifester [1.3#88] |
Haiendriteny |
|
Tsipelina hafa | 9 mamboraka |
Fivaditsoratra | 10 anamboraka, 11 manaboraka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |