Teny iditra manaboraraka (boraraka (raraka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandraraka mitosaka sy mitobaka be [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manaboraraka
Ny lasa : nanaboraraka
Ny hoavy : hanaboraraka
Filaza mandidy : manaboraraha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20