Teny iditra boraraka (raraka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandrarahana rano ka atao mitosaka sy mitobaka be. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra boraraka
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Sakalava] (la racine verbale boraraka exprime l'idée de liquide versé en abondance ; allusion au fruit très riche en jus . Solanum melongena L. (Solanaceae). Le jus exprimé sert à laver les plaies infectées. [Boiteau: Végétaux]
Voambolana 
Anarana siantifika Solanum melongena

2017/12/07