|
|
|
|

Teny iditra1  manabotry
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  botry
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Manao izay hampahantra: Hanabotry ny rahalahiny no tetik' io zazalahy io
Fanazavàna teny anglisy  9  [1.7] to stunt the growth of
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.8] empêcher la croissance de, ruiner
Tsipelina hafa  11  mambotry

Fivaditsoratra  12  ambotrian, manabotry, nambotria

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29