Teny iditra (1/2) | 1 manadala |
Fototeny | 2 adala |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] mandrebireby, mamitaka: Olona manadala anao fotsiny iny fa aza miaraka amin' iny intsony manelingelina, mahasosotra: Tsy mitsahatra manadala azy amin' ny raharahany ny zafikeliny mahavery loha, mamily saina: Tsy avelany, hono, iny zazalahy iny fa nanadala ny zanany manolikoly olona hahazoana izay tadiavina: Tratra nanadala ny lehiben' ny fokontany izy ka nosazina. |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] To befool, to confound, to perplex, to infatuate. 6 [1.7] to make a fool of, to deceive; to cause mental anguish |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3#2, 1.8] tromper, faire perdre la tête 8 [1.3] Séduire, duper, se jouer, importuner, embarrasser |
Ohatra |
9 manadala ahy mihitsy ianao! [2.528#] 10 Ela mihitsy vao hita ilay afokasoka manadala! [1.214#] 11 nanadala azy ny hevitra natoron'ny sakaizany azy (Les conseils de son ami l'ont trompé, lui ont fait perdre la tête) [1.3#2] 12 manadala ahy ireto ankizy mitabataba ireto (Ces enfants tapageurs m'importunent, me font perdre la tête) [1.3#2] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 18 manadalà |
Fototeny | 19 adala |
Sokajin-teny | 20 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manadala [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
21 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
22 [1.3] |
Fivaditsoratra | 23 anadalam, manadala, manadalà |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08 |