|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  manadina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Manontany, manavina, manantsafa: Avy manadina ny fahasalaman' ny ankizy, tompoko
Mamototra, misokitra, mandona, maka am-bavany, manao famotorana, manabohy, manafanina: Adiny telo no nanadina azy ny kaomisera
Mitsara fahaizana, mampanala fanadinana: Mpampianatra iza no nanadina anareo?
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to investigate, to enquire into, to ask about, to search into; to conduct an examination.
5  [1.7] to question; to give an examination
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] Questionner, demander, examiner: Manadina ilay voampanga ny mpitsara (Le juge questionne l'accusé) ~ Manadina anao aho amy ny latabatra nampanaoviko anao (Je viens vous demander si la table que je vous ai commandée est finie) ~ Manadina ny mpianatra izy (Il examine les élèves)
7  [1.8] interroger, faire passer un examen
Ohatra  8  [2.332] Ka tandremo fa mety manadina izy.
9  [2.499] Ingahy Fara ihany no manadina ny tenany sady mamaly.
Fototeny  10  adina
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/3)15  manadìna
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manadina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  17  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  18  [1.3]
19  [3.1] questionnez, demandez, examinez, interrogez
Fototeny  20  adina

Teny iditra (3/3)21  mañadina
Sokajin-teny  22  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  23  [1.78] [Bezanozano] miarahaba
Fototeny  24  hadina

Fivaditsoratra  25  amandina, anadinam, andainam, andamany, andamina, andaniam, manadina, mañadina, manadìna, mandaina, mandania, mandiaña, nanadiam, niadanam

Nohavaozina tamin' ny 2025/06/06