|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manadiva
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Manao (zavatra) mba ho kely sisa; miomanomana mba ho vonona ara-potoana
Fototeny  4  diva
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9  manadivà
Sokajin-teny  10  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manadiva [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  11  [1.3]
Fototeny  12  diva

Fivaditsoratra  13  anadivam, andiavam, manadivà, manadiva, mandiava, miandava

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/06