|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  manadodadoda
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mampirehitra misy lelafo be, mampidedadeda
Fototeny  4  dodadoda
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/3)9  manadodadoda
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.1] Mandanindany foana, mirobaroba
Fanazavàna teny frantsay  12  [1.3#110] dépenser rapidement
Fototeny  13  dodadoda
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :

Teny iditra (3/3)17  manadodadodà
Sokajin-teny  18  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manadodadoda [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  19  [1.3]
Fototeny  20  dodadoda

Fivaditsoratra  21  anadodadodam, manadodadodà, manadodadoda

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28