Teny iditra | manafika (tafika) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | Manatona mamely, mibosesika maka: Nanafika tany Ejipta i Napoléon [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fandikana anglisy | to invade or attack with a military force [Hallanger 1973] | ||||||||||||||||
Fandikana frantsay | faire la guerre, envahir un pays [Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
Voambolana | Miaramila | ||||||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |