|
|
|
|

Teny iditra1  manafika
Fototeny  2  tafika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manatona mamely, mibosesika maka: Nanafika tany Ejipta i Napoléon
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to invade or attack with a military force
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] faire la guerre, envahir un pays
Ohatra  7  Dia aiza izay hery hoenti-manafika? [2.528#]
8  Raha alina tsy azo lalovana, nefa misy tovolahy minaikanaika mankao manafika ny amboadia. [1.437#]
Voambolana  9  Miaramila
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  14  fanamika, fanimaka, mainka fa, mañafaky, manafika, mankafay, mifanaka, mikafana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21