Teny iditra | 1 manafosafo |
Fototeny | 2 safosafo |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Ohatra |
4 ny tsiotsiokan' ny rivotra malefaka no toa manatambitamby sy manafosafo azy
[2.470]
5 injay nisy tanana nanafosafo ny lohako sy feo nandrotsirotsy ny sofiko [2.471] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |