Teny iditra | safosafo (safo) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Famaritana malagasy | Tambitamby atao amin' ny tanana mandambolambo moramora mba hamalifaliana: Safosafo no mampatory an' io zaza io ¶ Teny mamy feno fitiavana sady mandambolambo: Aza mihevitra ianao fa ho azonao amin' ny safosafo aho ¶ Entina milaza ny firefarefan' ny fitafiana amin' ny tany na ny fanidin' ny vorona mila hikasika ny tany [Rajemisa 1985] | ||||
Fandikana anglisy | a caress, the act of stroking [Hallanger 1973] | ||||
Fandikana frantsay | action de caresser de la main [Hallanger 1974] | ||||
Sampanteny |
| ||||
Ohatra |
| ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |