|
|
|
|

Teny iditra1  manafy
Fototeny  2  tafy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manome akanjo: Manafy mahantra maro izy
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2, 1.7] to clothe, to dress.
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] vêtir quelqu'un
Ohatra  7  Mbola Ingahy koa no manafy lamba azy. [2.643#]
8  Mety handrovitra ny lamba manafy ny fianakaviana koa isika amin' izany. [1.369#]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  13  famany, fanamy, fañamy, fanima, finama, ifanam, mafina, manafy, manifa, mifana~, mifaña, mifana, mifanà, nafiam, namafy, niafam

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08