|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  managedragedra
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Manaketraka, managoragora fatorana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] Relâcher, détendre
Fototeny  5  gedragedra
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  10  mangedragedra

Teny iditra (2/2)11  managedragedrà
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao managedragedra [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.3]
Fototeny  15  gedragedra

Fivaditsoratra  16  anagedragedram, managedragedrà, managedragedra

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/27