Teny iditra manahaza (sahaza)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Tsy fampiasa afa-tsy amin' ilay fombam-pitenenana hoe: "manahaza tena": mahalala ny antonony, mahalala onony, mahay mifaly amy [1.1]

Teny iditra manahaza (hahy)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manahy [fitanisana]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20