Teny iditra manahy elatra (hahy, elatra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza ny vorona mamelatra ny elany eo am-pitoerana mova tsy ny manahy azy
¶ mitanina andro na mitapy andro; ilazana koa ny tsy manan-katao fa malaina sy kamo [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy used in speaking of birds or locusts drying their wings. [Richardson 1885]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31