Teny iditra | elatra | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Famaritana malagasy | solon-tsandry ahafahan' ny vorona manidina rehefa akopakopany ka mikapoka ny rivotra: Vorona fohy elatra ny akoho [Rajemisa 1985] | ||||||||
Fandikana anglisy | a wing [Hallanger 1973] | ||||||||
Fandikana frantsay | aile [Abinal 1888, Hallanger 1974] | ||||||||
Voambolana | Haibiby: (amin' ny ankapobeny) | ||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny elatra io | ||||||||
Teny iditra | elatra | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Famaritana malagasy | enti-milaza ny fisokatry ny lamba sy ny fikombony indray [Rajemisa 1985] | ||||||||
Fandikana frantsay | action de s’entr'ouvrir comme le lamba, les rideaux [Abinal 1888] | ||||||||
Sampanteny |
| ||||||||
Teny iditra | elatra | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Famaritana malagasy | anarana omena ny karazan-karatra lalitra, na matetika koa karazan-karatra tsy nananana raha milalao karatra [Rajemisa 1985] | ||||||||
Fandikana frantsay | le trèfle au jeu de cartes [Abinal 1888] | ||||||||
Voambolana | Kilalao | ||||||||
Teny mitovy hevitra | lalitra | ||||||||
Sary |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |