Teny iditra | manahy elatra | |
Singan-teny | manahy ; elatra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny vorona mamelatra ny elany eo am-pitoerana mova tsy ny manahy azy Mitanina andro na mitapy andro; ilazana koa ny tsy manan-katao fa malaina sy kamo [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Used in speaking of birds or locusts drying their wings. [1.2] | |
Voambolana | Haibiby: (amin' ny ankapobeny) | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |