Teny iditra | 1 manaingina |
Fototeny | 2 taingina |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mametraka eo ambony: Manaingina entana eo ambony lalimoara izy Manone amboniny (amin' ny fanongonam-barotra) [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to place upon or astride something [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 mettre à califourchon sur quelque chose, poser dessus [1.8] |
Ohatra |
7 Eny, mamehy entana sady mavesatra no sarotra entina izy ka manaingina izany eo amin' ny soroky ny olona
[2.996#]
|
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |