|
|
|
|

Teny iditra1  manaingo
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Manisy haingo, mandravaka, mandrenty: Iza no nanaingo ny vavahady?
Fototeny  4  haingo
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  amingano, amongany, anganoim, iangonam, ionganam, manaingo, manginao, manionga, miangano, miangòna, miangona, miongàna, miongana, mongaina, nigaonam, nigoanam

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/25