Teny iditra | 1 manaintaina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Marary mafy toa misy manombotrombotra: Manaintaina izaitsizy ilay vay lahy kely ato amin' ny vozoko ato 4 [1.13] maharary mafy toa misy manombotrombotra |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to throb and burn (of a wound or sore) |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] produire des élancements douloureux, comme un clou, un abcès 7 [1.8] faire très mal, être douloureux; produire des élancements douloureux comme une blessure 8 [1.13] douloureux |
Ohatra |
9 [2.69#] fa kely azom-pahoriana aho, ka any an-doha no manaintaina. 10 [2.4#] Misy nifiko iray manaintaina koa izany, angamba hanin' ny olitra izy izany. |
Voambolana |
11 Fahasalamana |
Fototeny | 12 taintaina |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny manaintaina io |
Fivaditsoratra | 17 amintananay, anaintainam, manaintaina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |