|
|
|
|

Teny iditra1  manaintaina
Fototeny  2  taintaina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Marary mafy toa misy manombotrombotra: Manaintaina izaitsizy ilay vay lahy kely ato amin' ny vozoko ato
5  [1.13] maharary mafy toa misy manombotrombotra
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.7] to throb and burn (of a wound or sore)
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3] produire des élancements douloureux, comme un clou, un abcès
8  [1.8] faire très mal, être douloureux; produire des élancements douloureux comme une blessure
9  [1.13] douloureux
Ohatra  10  fa kely azom-pahoriana aho, ka any an-doha no manaintaina. [2.69#]
11  Misy nifiko iray manaintaina koa izany, angamba hanin' ny olitra izy izany. [2.4#]
Voambolana  12  Fahasalamana
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny manaintaina io

Fivaditsoratra  17  amintananay, anaintainam, manaintaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21