Teny iditra manaivoka (aivoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Fampiasan' ny Betsileo ary mitovy hevitra amin' ny Manamaivoka: Mitoto vary voalohany, izany hoe mahatonga azy ho maivoka afaka ampombo mahery: Mbola manaivoka ny kilon-gampela [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manaivoka
Ny lasa : nanaivoka
Ny hoavy : hanaivoka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20