|
|
|
|

Teny iditra1  manaizina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  aizina
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] obscurcir, plonger dans les ténèbres: Misy rahona matevina manaizina ny tanàna (D'épais nuages plongent la ville dans l'obscurité)

Fivaditsoratra  5  amizanany, manaizina, namaizany, namiazany

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29