|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manajamba
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mahatonga tsy hahita
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to blind
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] aveugler, rendre aveugle
6  [1.8] aveugler
Ohatra  7  [2.285#] Ny ota sy ny herin' ny nofo be loatra no mahatonga antsika tsy hahatsiaro ny fahorian' ny hafa ho tena fahorian' ny tenantsika sy manajamba antsika tsy hihevitra ny fifaliana ho tena fifaliantsika.
Fototeny  8  jamba
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)13  manajambà
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manajamba [Fitanisana]
Fototeny  15  jamba

Fivaditsoratra  16  anajambam, manajambà, manajamba

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/25