Teny iditra manakambana (kambana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manambatra: Manakamban-tanana
Mampiray: Andriamanitra no nanakambana voalohany ny lehilahy sy ny vehivavy ho mpivady [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To join together, to unite [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Réunir, joindre, ajuster, unir, mettre ensemble, réconcilier; renouer une alliance [1.3]
 Joindre, unir [1.8]
Ohatra Miharihary fa raha ny hamorona voan-teny tokana, toy ny hoe trano, maso, vay, saina, dia efa sarotra: ny manakambana no azo atao. [2.285]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manakambana
Ny lasa : nanakambana
Ny hoavy : hanakambana
Filaza mandidy : manakambàna

Teny iditra manakambàna (kambana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakambana [fitanisana]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20