|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manakarama (karama)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Maka olona hanao asa ho an' ny tena ka omena vola izy amin' izany: Iza no manakarama anareo telo lahy [1.1]
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  8  manarama
Mpanahaka  9  manarama

Teny iditra (2/2)10  manakaramà (karama)
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakarama
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13  [1.3]
Tovy hevitra  14  manaramà
Tsanganana sy sary iray takila  15  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Fivaditsoratra  16  manakarama, manakaramà, manakarama, manakaramà

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20