|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manakarama
Fototeny  2  karama
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Maka olona hanao asa ho an' ny tena ka omena vola izy amin' izany: Iza no manakarama anareo telo lahy [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  9  manarama
Mpanahaka  10  manarama

Teny iditra (2/2)11  manakaramà
Fototeny  12  karama
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakarama [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  15  [1.3]
Tovy hevitra  16  manaramà

Fivaditsoratra  17 manakaramà, manakarama

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/20